Nombre de messages: 38 Age: 36 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 03/08/2008
Sujet: Ho enjana ny lalao Mer 16 Sep - 22:08
Tena zao vô nandinika le parcours any Rwanda e! mety efa nipetraka teto ihany ty question ty. Fa firy consommation le sub fa tena 144km vô misy refueling, dont 63km d'ES?
Sinon le dimanche koa mbola henjana, fa 50km ny ES farany ao nefa ny reetra (équipage, fiara, team, isika mpakafy eto , ...) @ zany efa reraka ihany an!!! tena enjana izy ty r'zalah. ...
Nombre de messages: 1220 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: R.A.C Jeu 17 Sep - 8:34
Andry a écrit:
Tena zao vô nandinika le parcours any Rwanda e! mety efa nipetraka teto ihany ty question ty. Fa firy consommation le sub fa tena 144km vô misy refueling, dont 63km d'ES?...
tena efa napetrako io fanotaniana io fa tsy mbola voavaly hatreto! firy ny consommation dia firy ny capacité du reservoir?
Nombre de messages: 817 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: R.A.C Jeu 17 Sep - 9:28
Christophe B+ a écrit:
Andry a écrit:
Tena zao vô nandinika le parcours any Rwanda e! mety efa nipetraka teto ihany ty question ty. Fa firy consommation le sub fa tena 144km vô misy refueling, dont 63km d'ES?...
tena efa napetrako io fanotaniana io fa tsy mbola voavaly hatreto! firy ny consommation dia firy ny capacité du reservoir?
Mety kou oe mbul anaty fasahiranana ry lerouny d ts d misy fotoana amalina 'lay fanontanina